Marka 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanesoeso hoatr’izany koa ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia nifampiresaka hoe: “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena!+
31 Nanesoeso hoatr’izany koa ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia nifampiresaka hoe: “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena!+