-
Lioka 1:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Ary efa bevohoka koa i Elizabeta havanao na dia efa antitra aza. Efa mandray enim-bolana izao ny kibony, na dia nantsoina hoe vehivavy momba aza izy.
-
-
Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo IzaoNy Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fanondroana Video
-
-
Miresaka mialoha momba ny hahaterahan’i Jesosy i Gabriela (gnj 1 13:52–18:26)
-