Lioka 1:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Tonga hamora an’ilay zaza izy ireo tamin’ny andro fahavalo,+ ary efa saika hataony hoe Zakaria, hoatran’ny anaran-drainy, ny anarany. Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:59 Fandalinana, Boky 1, Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fanondroana Video Teraka i Jaona, dia omena anarana (gnj 1 24:01–27:17)
59 Tonga hamora an’ilay zaza izy ireo tamin’ny andro fahavalo,+ ary efa saika hataony hoe Zakaria, hoatran’ny anaran-drainy, ny anarany.