Lioka 1:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Teo no ho eo ihany dia afaka niteny indray i Zakaria,* ka nanomboka niresaka+ sy nidera an’Andriamanitra. Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fanondroana Video Teraka i Jaona, dia omena anarana (gnj 1 24:01–27:17)
64 Teo no ho eo ihany dia afaka niteny indray i Zakaria,* ka nanomboka niresaka+ sy nidera an’Andriamanitra.