-
Lioka 4:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nahorony ilay horonam-boky avy eo, dia naveriny tamin’ny mpikarakara ary nipetraka izy. Ary nijery tsara azy izay rehetra tao amin’ny synagoga.
-