Lioka 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra nolazain’ny vavany,+ ka hoy izy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+
22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra nolazain’ny vavany,+ ka hoy izy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+