Lioka 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hoy i Jesosy: “Efa fantatro fa hampiharinareo amiko ilay fitenenana hoe: ‘Dokotera ô, sitrano aloha ny tenanao. Ataovy eto amin’ny faritra niavianao koa ny zavatra henonay hoe nataonao tany Kapernaomy.’”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:23 jy 56; gt toko 21 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:23 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 56 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1986, p. 8
23 Hoy i Jesosy: “Efa fantatro fa hampiharinareo amiko ilay fitenenana hoe: ‘Dokotera ô, sitrano aloha ny tenanao. Ataovy eto amin’ny faritra niavianao koa ny zavatra henonay hoe nataonao tany Kapernaomy.’”+