-
Lioka 4:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 ka nitsangana ary nandroaka azy ho any ivelan’ny tanàna. Ary nentin’izy ireo tany an-tampon’ilay tendrombohitra niorenan’ny tanànan’izy ireo izy, mba hazera tany amin’ny tevana.
-