-
Lioka 4:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Niteny mafy azy anefa i Jesosy hoe: “Mangìna, dia mivoaha aminy!” Koa nivoaka ilay demonia rehefa avy nampianjera an’ilay lehilahy teo afovoan’ny olona, nefa tsy nandratra azy.
-