Lioka 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Rehefa maraina ny andro, dia niala teo izy ka nankany amin’ny toerana mitokana.+ Nikaroka* azy anefa ny vahoaka, dia tonga tany amin’izay nisy azy. Ary nitady hitazona azy izy ireo, mba tsy hialany teo aminy.
42 Rehefa maraina ny andro, dia niala teo izy ka nankany amin’ny toerana mitokana.+ Nikaroka* azy anefa ny vahoaka, dia tonga tany amin’izay nisy azy. Ary nitady hitazona azy izy ireo, mba tsy hialany teo aminy.