Lioka 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nahita sambokely roa niantsona teo amoron’ilay farihy izy. Tsy tao amin’ireo sambokely anefa ny mpanarato fa efa lasa nanasa ny haratony.+
2 Ary nahita sambokely roa niantsona teo amoron’ilay farihy izy. Tsy tao amin’ireo sambokely anefa ny mpanarato fa efa lasa nanasa ny haratony.+