-
Lioka 5:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nanao fihetsika àry izy ireo hiantsoana ny namany teny amin’ilay sambokely iray mba ho tonga hanampy azy. Dia tonga izy ireo ary nofenoiny ny sambokely roa, ka saika nilentika mihitsy.
-