Lioka 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa nentin’izy ireo niverina teny an-tanety ny sambokely ary nilaozany ny zava-drehetra, dia lasa izy ireo nanaraka azy.+
11 Koa nentin’izy ireo niverina teny an-tanety ny sambokely ary nilaozany ny zava-drehetra, dia lasa izy ireo nanaraka azy.+