Lioka 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia noraran’i Jesosy ilay lehilahy mba tsy hiteniteny amin’olona. Hoy izy: “Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona, ary satria nodiovina ianao dia manaova fanatitra, araka izay nasain’i Mosesy natao,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:14 jy 64; gt toko 25 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:14 Jesosy no Lalana, p. 64 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1986, p. 9
14 Dia noraran’i Jesosy ilay lehilahy mba tsy hiteniteny amin’olona. Hoy izy: “Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona, ary satria nodiovina ianao dia manaova fanatitra, araka izay nasain’i Mosesy natao,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”+