-
Lioka 5:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy nahita fomba hampidirana azy anefa izy ireo satria vahoaka be no tao. Niakatra tany an-tampon-trano àry izy ireo, ary nanesorany ilay tafo tanimanga, dia nampidininy teo afovoan’ny olona teo anoloan’i Jesosy ilay lehilahy teo ambony fandriana.
-