Lioka 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny sabata+ hafa indray, dia niditra tao amin’ny synagoga izy ary nampianatra. Ary nisy lehilahy maty tanana*+ ankavanana tao. Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:6 jy 78 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:6 Jesosy no Lalana, p. 78
6 Tamin’ny sabata+ hafa indray, dia niditra tao amin’ny synagoga izy ary nampianatra. Ary nisy lehilahy maty tanana*+ ankavanana tao.