Lioka 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy tamin’ilay lehilahy maty tanana:* “Mitsangàna dia mijoroa etsy afovoany etsy.” Dia nitsangana izy ka nijoro teo.
8 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy tamin’ilay lehilahy maty tanana:* “Mitsangàna dia mijoroa etsy afovoany etsy.” Dia nitsangana izy ka nijoro teo.