Lioka 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Manontany anareo aho: Inona no azo atao amin’ny Sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy? Ny mamonjy aina sa ny mamono olona?”+
9 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Manontany anareo aho: Inona no azo atao amin’ny Sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy? Ny mamonjy aina sa ny mamono olona?”+