-
Lioka 6:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary niara-nidina tamin’ireo izy, ka nijanona teo amin’ny lemaka iray. Nisy mpianany maro be teo, sy vahoaka be avy any amin’ny faritra rehetra eran’i Jodia sy Jerosalema ary ny faritra amoron-tsirak’i Tyro sy Sidona. Tonga hihaino azy sy hositraniny tamin’ny aretiny izy ireo.
-