Lioka 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mifalia amin’izany andro izany, ary aoka ianareo hitsinjaky ny hafaliana, fa lehibe ny valisoanareo any an-danitra. Fa hoatr’izany koa no nataon’ny razambeny tamin’ny mpaminany.+
23 Mifalia amin’izany andro izany, ary aoka ianareo hitsinjaky ny hafaliana, fa lehibe ny valisoanareo any an-danitra. Fa hoatr’izany koa no nataon’ny razambeny tamin’ny mpaminany.+