Lioka 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Aza mitsara intsony, dia tsy hotsaraina mihitsy ianareo.+ Ary aza manameloka intsony, dia tsy homelohina mihitsy ianareo. Mamelà* ny hafa, dia mba havela* koa ianareo.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:37 cl 162-164; w08 15/5 9; w91 1/1 22 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:37 Manatòna An’i Jehovah, p. 162-164 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2008, p. 91/1/1991, p. 22
37 “Aza mitsara intsony, dia tsy hotsaraina mihitsy ianareo.+ Ary aza manameloka intsony, dia tsy homelohina mihitsy ianareo. Mamelà* ny hafa, dia mba havela* koa ianareo.+