Lioka 6:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hoatran’ny lehilahy nanorina trano izy, ka nihady lalina vao nandatsaka fototra teo ambony vatolampy. Koa rehefa nisy tondra-drano, dia namely mafy an’izany trano izany ny renirano, saingy tsy nampihozongozona azy, satria tsara orina ilay izy.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:48 w08 1/11 29-31; w07 1/1 32; w91 1/1 24 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:48 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2008, p. 29-311/1/2007, p. 321/1/1991, p. 24
48 Hoatran’ny lehilahy nanorina trano izy, ka nihady lalina vao nandatsaka fototra teo ambony vatolampy. Koa rehefa nisy tondra-drano, dia namely mafy an’izany trano izany ny renirano, saingy tsy nampihozongozona azy, satria tsara orina ilay izy.+