Lioka 6:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Fa izay maheno nefa tsy manao na inona na inona,+ dia hoatran’ny olona nanorina trano teo ambonin’ny tany nefa tsy nihady fototra. Namely mafy an’izany trano izany ilay renirano, ka tonga dia nirodana ilay izy ary rava tanteraka.”
49 Fa izay maheno nefa tsy manao na inona na inona,+ dia hoatran’ny olona nanorina trano teo ambonin’ny tany nefa tsy nihady fototra. Namely mafy an’izany trano izany ilay renirano, ka tonga dia nirodana ilay izy ary rava tanteraka.”