6 Nandeha niaraka tamin’izy ireo àry i Jesosy. Rehefa tsy lavitra an’ilay trano anefa izy, dia efa nisy naman’ilay manamboninahitra nirahiny hilaza taminy hoe: “Aza misahirana mankatỳ amiko, tompoko, fa tsy mendrika ny handray anao ao an-tranoko aho.+