Lioka 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Gaga i Jesosy rehefa naheno an’izany, ka nitodika tany amin’ny vahoaka nanaraka azy, ary niteny hoe: “Lazaiko aminareo fa mbola tsy nahita finoana lehibe hoatr’izany aho, na teo amin’ny Israely aza.”+
9 Gaga i Jesosy rehefa naheno an’izany, ka nitodika tany amin’ny vahoaka nanaraka azy, ary niteny hoe: “Lazaiko aminareo fa mbola tsy nahita finoana lehibe hoatr’izany aho, na teo amin’ny Israely aza.”+