-
Lioka 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Taoriana kelin’izay, dia nankany amin’ny tanàna atao hoe Naina i Jesosy, ary nisy vahoaka be niara-dia taminy, ankoatra ny mpianany.
-