-
Lioka 7:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Rehefa tonga tany aminy izy ireo, dia niteny hoe: “Nirahin’i Jaona Mpanao Batisa izahay hanontany anao hoe: ‘Ianao ve Ilay ho avy, sa olon-kafa no tokony handrasanay?’”
-