Lioka 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tamin’izay fotoana* izay i Jesosy dia nanasitrana olona maro tsy salama+ sy narary mafy ary nisy fanahy ratsy. Nampahiratra jamba be dia be koa izy.
21 Tamin’izay fotoana* izay i Jesosy dia nanasitrana olona maro tsy salama+ sy narary mafy ary nisy fanahy ratsy. Nampahiratra jamba be dia be koa izy.