Lioka 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa lasa ireo olona nirahin’i Jaona, dia niresaka momba an’i Jaona tamin’ny vahoaka i Jesosy. Hoy izy: “Nivoaka hijery inona tany an-tany efitra ianareo? Bararata ahetsiketsiky ny rivotra ve?+
24 Rehefa lasa ireo olona nirahin’i Jaona, dia niresaka momba an’i Jaona tamin’ny vahoaka i Jesosy. Hoy izy: “Nivoaka hijery inona tany an-tany efitra ianareo? Bararata ahetsiketsiky ny rivotra ve?+