Lioka 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Sa nivoaka hijery inona ianareo? Olona manao akanjo vita amin’ny ravin-damba malefaka*+ ve? Any an-tranon’ny mpanjaka no misy manao akanjo tsara be sy manana an’izay rehetra mahafinaritra azy!
25 Sa nivoaka hijery inona ianareo? Olona manao akanjo vita amin’ny ravin-damba malefaka*+ ve? Any an-tranon’ny mpanjaka no misy manao akanjo tsara be sy manana an’izay rehetra mahafinaritra azy!