Lioka 7:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 —Rehefa naheno an’izany ny olona rehetra sy ny mpamory hetra, dia niaiky fa manao ny rariny Andriamanitra. Ny batisan’i Jaona mantsy no nanaovana batisa azy ireo.+
29 —Rehefa naheno an’izany ny olona rehetra sy ny mpamory hetra, dia niaiky fa manao ny rariny Andriamanitra. Ny batisan’i Jaona mantsy no nanaovana batisa azy ireo.+