Lioka 7:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tonga kosa ny Zanak’olona, mihinana sy misotro, nefa mbola milaza ihany ianareo hoe: ‘Jereo! Olona tendan-kanina sy mpiboboka divay io, sady naman’ny mpamory hetra sy ny mpanota!’+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:34 jy 98; gt toko 39 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:34 Jesosy no Lalana, p. 98 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1987, p. 24
34 Tonga kosa ny Zanak’olona, mihinana sy misotro, nefa mbola milaza ihany ianareo hoe: ‘Jereo! Olona tendan-kanina sy mpiboboka divay io, sady naman’ny mpamory hetra sy ny mpanota!’+