Lioka 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary nanasa azy foana hiara-misakafo aminy ny Fariseo iray. Koa niditra tao an-tranon’ilay Fariseo izy ary naka toerana* teo amin’ny latabatra.
36 Ary nanasa azy foana hiara-misakafo aminy ny Fariseo iray. Koa niditra tao an-tranon’ilay Fariseo izy ary naka toerana* teo amin’ny latabatra.