Lioka 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary fantatry ny vehivavy iray nalaza ho mpanota tao amin’ilay tanàna fa nisakafo* tao an-tranon’ilay Fariseo i Jesosy. Dia nitondra tavoahangy vatosanga nisy menaka manitra izy.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:37 w10 15/8 6; w01 15/12 17 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:37 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2010, p. 615/12/2001, p. 17
37 Ary fantatry ny vehivavy iray nalaza ho mpanota tao amin’ilay tanàna fa nisakafo* tao an-tranon’ilay Fariseo i Jesosy. Dia nitondra tavoahangy vatosanga nisy menaka manitra izy.+