-
Lioka 7:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Izao anefa no navalin’i Jesosy azy: “Ry Simona, misy zavatra tiako holazaina aminao.” Dia hoy izy: “Lazao àry, Mpampianatra ô!”
-