Lioka 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Indray andro, dia nankao anaty sambokely izy sy ny mpianany, ary hoy izy tamin’izy ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:22 jy 112; gt toko 44 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:22 Jesosy no Lalana, p. 112 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1987, p. 9
22 Indray andro, dia nankao anaty sambokely izy sy ny mpianany, ary hoy izy tamin’izy ireo: “Andao ho eny ampitan’ny farihy.” Dia lasa izy ireo.+