Lioka 8:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary hoy izy tamin’izy ireo: “Fa maninona ianareo no kely finoana?” Natahotra be anefa izy ireo sady gaga, ka nifampiresaka hoe: “Iza marina àry izy ity e? Fa na ny rivotra sy ny rano aza baikoiny, dia mankatò azy.”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:25 jy 112; gt toko 44 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:25 Jesosy no Lalana, p. 112 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1987, p. 9
25 Ary hoy izy tamin’izy ireo: “Fa maninona ianareo no kely finoana?” Natahotra be anefa izy ireo sady gaga, ka nifampiresaka hoe: “Iza marina àry izy ity e? Fa na ny rivotra sy ny rano aza baikoiny, dia mankatò azy.”+