Lioka 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Niantsoantso mafy izy raha vao nahatazana an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany ka niteny mafy hoe: “Fa inona koa no anelingelenanao ahy atỳ,* ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra ô? Miangavy anao aho, aza ampijalina re aho e!”+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:28 gt toko 45 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:28 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1987, p. 8
28 Niantsoantso mafy izy raha vao nahatazana an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany ka niteny mafy hoe: “Fa inona koa no anelingelenanao ahy atỳ,* ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra ô? Miangavy anao aho, aza ampijalina re aho e!”+