29 —Nandidy an’ilay fanahy maloto mantsy i Jesosy mba hivoaka tamin’ilay lehilahy. Efa nidiran’izy io imbetsaka ilay lehilahy,+ ary nofatorana matetika tamin’ny rojo vy sy gadra vy izy dia nambenana. Notapahiny anefa izay namatorana azy ary nentin’ilay demonia tany amin’ny toerana nitokana izy.—