Lioka 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia nivoaka tamin’ilay lehilahy ireo demonia, ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana* ilay andian-kisoa, dia nivarina tany amin’ny farihy ka maty an-drano.
33 Dia nivoaka tamin’ilay lehilahy ireo demonia, ka niditra tao amin’ireo kisoa. Ary nirifatra nankeny amin’ny hantsana* ilay andian-kisoa, dia nivarina tany amin’ny farihy ka maty an-drano.