-
Lioka 8:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Dia nivoaka ny olona mba hijery an’izay nitranga. Tonga teo amin’i Jesosy izy ireo ary nahita an’ilay lehilahy nivoahan’ny demonia. Efa niakanjo sady efa salama saina ilay lehilahy, ary nipetraka teo an-tongotr’i Jesosy. Koa natahotra ny olona.
-