Lioka 8:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Nanatona anefa ny lehilahy atao hoe Jairo, izay mpitantana ny synagoga, ka niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy, ary niangavy azy mba hankany an-tranony.+
41 Nanatona anefa ny lehilahy atao hoe Jairo, izay mpitantana ny synagoga, ka niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy, ary niangavy azy mba hankany an-tranony.+