Lioka 8:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Tamin’izy mbola niteny iny, dia nisy olona tonga avy tany an-tranon’ilay mpitantana ny synagoga nilaza hoe: “Maty ny zanakao, fa aza manahirana ny Mpampianatra intsony.”+
49 Tamin’izy mbola niteny iny, dia nisy olona tonga avy tany an-tranon’ilay mpitantana ny synagoga nilaza hoe: “Maty ny zanakao, fa aza manahirana ny Mpampianatra intsony.”+