Lioka 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ka hoy izy: “Aza mitondra na inona na inona rehefa mandeha ianareo, na tehina na kitapom-batsy na mofo na vola,* ary aza mitondra akanjo anankiroa.*+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:3 w11 15/3 6; uw 90; gt toko 49 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:3 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2011, p. 615/10/1987, p. 9
3 ka hoy izy: “Aza mitondra na inona na inona rehefa mandeha ianareo, na tehina na kitapom-batsy na mofo na vola,* ary aza mitondra akanjo anankiroa.*+