Lioka 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary na aiza na aiza misy olona tsy mandray anareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’ilay tanàna ianareo, mba ho vavolombelona hiampanga azy.”+ Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Ary na aiza na aiza misy olona tsy mandray anareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’ilay tanàna ianareo, mba ho vavolombelona hiampanga azy.”+