Lioka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Henon’i Heroda* lehibem-paritra ny zava-drehetra nitranga, ka tena very hevitra izy satria nisy nilaza fa efa natsangana tamin’ny maty i Jaona.+ Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Henon’i Heroda* lehibem-paritra ny zava-drehetra nitranga, ka tena very hevitra izy satria nisy nilaza fa efa natsangana tamin’ny maty i Jaona.+