Lioka 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Heroda: “Raha i Jaona, dia efa notapahiko ny lohany.+ Koa iza indray àry izany reko manao an’izany zavatra izany?” Te hahita mafy an’i Jesosy àry izy.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:9 jy 126; gt toko 51 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:9 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 126 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1987, p. 8
9 Dia hoy i Heroda: “Raha i Jaona, dia efa notapahiko ny lohany.+ Koa iza indray àry izany reko manao an’izany zavatra izany?” Te hahita mafy an’i Jesosy àry izy.+