Lioka 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa niverina ny apostoly, dia nitantara tamin’i Jesosy an’izay rehetra nataon’izy ireo.+ Ary nentiny nitokana nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida izy ireo.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:10 jy 128; ba 17; gt toko 52 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:10 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 128 Boky ho An’ny Rehetra, p. 17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1987, p. 16
10 Rehefa niverina ny apostoly, dia nitantara tamin’i Jesosy an’izay rehetra nataon’izy ireo.+ Ary nentiny nitokana nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida izy ireo.+
9:10 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 128 Boky ho An’ny Rehetra, p. 17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1987, p. 16