Lioka 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tamin’ny fotoana nandrenesana an’ilay feo, dia i Jesosy irery sisa no hita teo. Ary nangina izy ireo ka mbola tsy nolazalazainy tamin’ny olona aloha ny zavatra hitany.+
36 Tamin’ny fotoana nandrenesana an’ilay feo, dia i Jesosy irery sisa no hita teo. Ary nangina izy ireo ka mbola tsy nolazalazainy tamin’ny olona aloha ny zavatra hitany.+