-
Lioka 9:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Rehefa nanatona ilay ankizilahy dia natontan’ilay demonia tamin’ny tany, sady nataony nifanintontsintona be. Notenenin’i Jesosy mafy anefa ilay fanahy maloto, ka sitrana ilay ankizilahy ary nomen’i Jesosy an-drainy.
-